Hianatra ny Loi d’attraction amin’ny ankapobeny isika ato aloha.

Inona ny dikany?

Mety hoan’ny olona rehetra ve sa tsia?

Inona ny erreur efa fanaon’ny olona rehefa manao pratique azy?
Tianao hisy vokany ity programme ity?

Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro

Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK

Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao

Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava

Je suis un aimant à succès


(ataovy mantra anao isanandro)