Contenu du cours
Activation Magnétique et Manifestation Puissante
Dans cette section, vous découvrirez comment activer pleinement votre énergie magnétique, clarifier vos objectifs et utiliser des techniques avancées pour manifester vos désirs avec puissance et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯 ( 10 jours )
⚠ Workbook à imprimer avant le programme :  SUCCESS MAGNET 2.0 – Workbook – Moonlight

Ny VOLONTÉ dia anisany teboka goavana mila hananana raha te hanatratra tanjona enao, ary io no manosika anao handray action sy hiala @procrastination.

🎥 Araho ny vidéo fa azavaiko ao ny momba azy.
Makà fotoana tsara mianatra azy de aza atao maimaika ny pratique. Ao anaty Workbook atao ny pratique.
Tianao hisy vokany ity programme ity?
✅ Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro
✅ Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK
✅ Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao
✅ Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava
✅ Je suis un aimant à succès 🧲🎯 (ataovy mantra anao isanandro)
Je suis un aimant à succès 🧲 🎯
M o o n l i g h t
✍️ Tiavina Léonard RAZAFINDRAINIBE