Miditra amin’ny famaritana ny Tanjona sy ny atao hoe Fahombiazana isika eto. Miaraka amin’ny famaritana sy mahazava-dehibe ny atao hoe « Intention » rehefa voafaritra ilay tanjonao.
Mbola hiresaka bebe kokoa mahakasika ny famaritana Objectif isika amin’ny Jour 8 fa eto de efa initiation sahady.
Any amin’ny Jour 8 any isika no hianatra sy hanomboka hampiasa ilay DREAMBOOK miloko Mavo.
Tianao hisy vokany ity programme ity?
Je suis un aimant à succès

M o o n l i g h t