Betsaka ny mametraka tanjona fa ankavitsiana ihany no tonga hatrany amin’ny farany. Mety misy maro be ny antony mahatonga an’izay fa ny fototra voalohany de hoe « MAHAY MAMETRAKA OBJECTIF ve aloha ianao? »
Araho tsara ny lesona de tandremo misy voatelina
Hiasa amin’izay ny 𝘿𝙍𝙀𝘼𝙈𝘽𝙊𝙊𝙆 androany. Ny mpanaraka Programme hafa taloha moa efa mahalala tsara an’io sy efa nampiasa azy daholo fa ianareo vao izao no nanaraka Programme an’i M o o n l i g h t dia ao anaty lesona ao ny momba azy
Ny Workbook moa miasa foana ihany….
Tianao hisy vokany ity programme ity?
Je suis un aimant à succès

M o o n l i g h t