Contenu du cours
Activation Magnétique et Manifestation Puissante
Dans cette section, vous découvrirez comment activer pleinement votre énergie magnétique, clarifier vos objectifs et utiliser des techniques avancées pour manifester vos désirs avec puissance et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯 ( 10 jours )
Leson-tsika farany ity, hamaranana ny SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯
Ny programme no mifarana fa ny zavatra miandry antsika aorian’ity dia mbola maro (Famerenana Lesona sy Pratique)
 
 
Ajanoko ato daholo ireo contenu ireo fa tsy misy hofafana satria misy ny vao manomboka, misy ny mbola tsy nahavita hatramin’ny farany ary mbola hisy koa ny membre vaovao mbola hiditra ato.
Mankasitraka be anareo de Mirary Pratique feno FAHOMBIAZANA 🙏❤️
 
Tianao hisy vokany ity programme ity?
✅ Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro
✅ Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK
✅ Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao
✅ Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava
✅ Je suis un aimant à succès 🧲🎯 (ataovy mantra anao isanandro)
Je suis un aimant à succès 🧲 🎯
M o o n l i g h t
✍️ Tiavina Léonard RAZAFINDRAINIBE