Contenu du cours
Activation Magnétique et Manifestation Puissante
Dans cette section, vous découvrirez comment activer pleinement votre énergie magnétique, clarifier vos objectifs et utiliser des techniques avancées pour manifester vos désirs avec puissance et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯 ( 10 jours )
Hianatra ny Loi d’attraction amin’ny ankapobeny isika ato aloha.
🧲 Inona ny dikany?
🧲 Mety hoan’ny olona rehetra ve sa tsia?
🧲 Inona ny erreur efa fanaon’ny olona rehefa manao pratique azy?
🎯 Misy exercice de réflexion kely anaty Workbook mila ataonao aorian’ny fanarahana ity vidéo ity.

Tianao hisy vokany ity programme ity?
✅ Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro
✅ Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK
✅ Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao
✅ Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava
✅ Je suis un aimant à succès 🧲🎯 (ataovy mantra anao isanandro)
Je suis un aimant à succès 🧲 🎯
M o o n l i g h t
✍️ Tiavina Léonard RAZAFINDRAINIBE