Cette section se concentre sur l'identification et la libération des blocages profonds, la déconstruction des croyances limitantes et l'exploration de vos schémas internes pour poser les bases d'une transformation durable.
Dans cette section, vous découvrirez comment activer pleinement votre énergie magnétique, clarifier vos objectifs et utiliser des techniques avancées pour manifester vos désirs avec puissance et intention.
Minitra maromaro hianarana ny tontolon’ny Amparahatoka.
Hamantarana ny fomba fiasany sy ny fifandraisany amin’ny fiainan-tsika lehibe sy ny ankizy, ny vola miditra @tsika, ny 90-95% an’ny zava-miseho rehetra amin’ny fiainan-tsika.
Misy exercice atao anaty Workbook hatrany isaky ny lesona atao isanandro. Ny fandraisana note koa tsy adino.
Any amin’ny Jour 8 any isika no hianatra sy hanomboka haampiasa ilay DREAMBOOK miloko Mavo.
Tianao hisy vokany ity programme ity?
Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro
Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK
Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao
Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava
Je suis un aimant à succès (ataovy mantra anao isanandro)