Étape tena goavana eto, aza atao maimaika, aza ataotao fahatany fa miantoka zavatra goavana be ihany koa.
Tianao hisy vokany ity programme ity?

Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro

Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK

Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao

Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava

Je suis un aimant à succès


(ataovy mantra anao isanandro)