Contenu du cours
Activation Magnétique et Manifestation Puissante
Dans cette section, vous découvrirez comment activer pleinement votre énergie magnétique, clarifier vos objectifs et utiliser des techniques avancées pour manifester vos désirs avec puissance et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯 ( 10 jours )
Ity no lava indrindra amin’ny Leson-tsika ato anaty Programme SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯
Ny +95% anareo dia hovoakasika amin’ny iray anatin’ireo Schéma erroné na erreur courante hotantaraiko ato ka diniho tsy tsakotsakoy tsara…..
Fanampiny important be amin’ny zavatra horesahako ato :
✅ Ny fomba hahafahana mamaha olana iray ny « Prise de conscience » sy « Compréhension » aloha.
Rehefa mbola tsy tonga saina enao na tsy tsaroanao hoe inona ilay tena olana,,, rehefa tsy azonao hoe inona no mahatonga an’ilay olana de hiverina eo foana io ka tsy hiala mihitsy. Izay no antony hanaovana ireo Analyse maromaro anatin’ity lesona ity.
📖 Misy partie « Réflexion » anaty Workbook any aminareo any hanoratanareo ny sujet nahakasika anareo sy ny action corrective mila raisina.

Tianao hisy vokany ity programme ity?
✅ Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro
✅ Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK
✅ Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao
✅ Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava
✅ Je suis un aimant à succès 🧲🎯 (ataovy mantra anao isanandro)
Je suis un aimant à succès 🧲 🎯
M o o n l i g h t
✍️ Tiavina Léonard RAZAFINDRAINIBE