Contenu du cours
Activation Magnétique et Manifestation Puissante
Dans cette section, vous découvrirez comment activer pleinement votre énergie magnétique, clarifier vos objectifs et utiliser des techniques avancées pour manifester vos désirs avec puissance et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯 ( 10 jours )
Betsaka ny mametraka tanjona fa ankavitsiana ihany no tonga hatrany amin’ny farany. Mety misy maro be ny antony mahatonga an’izay fa ny fototra voalohany de hoe « MAHAY MAMETRAKA OBJECTIF ve aloha ianao? »
Araho tsara ny lesona de tandremo misy voatelina ✅

Hiasa amin’izay ny 𝘿𝙍𝙀𝘼𝙈𝘽𝙊𝙊𝙆 androany. Ny mpanaraka Programme hafa taloha moa efa mahalala tsara an’io sy efa nampiasa azy daholo fa ianareo vao izao no nanaraka Programme an’i M o o n l i g h t dia ao anaty lesona ao ny momba azy

Ny Workbook moa miasa foana ihany….
Tianao hisy vokany ity programme ity?
✅ Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro
✅ Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK
✅ Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao
✅ Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava
✅ Je suis un aimant à succès 🧲🎯 (ataovy mantra anao isanandro)
Je suis un aimant à succès 🧲 🎯
M o o n l i g h t
✍️ Tiavina Léonard RAZAFINDRAINIBE