Contenu du cours
Activation Magnétique et Manifestation Puissante
Dans cette section, vous découvrirez comment activer pleinement votre énergie magnétique, clarifier vos objectifs et utiliser des techniques avancées pour manifester vos désirs avec puissance et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯 ( 10 jours )
Efa vitan-tsika daholo izay ny Travail mila atao mialohan’ny Pratique Manifestation ka afaka mampiasa an’ity amin’izay ianareo rehefa vita ny Famaritana Objectif.
Karazana Techniques combinées izy ity ary Matanjaka be ny Manifestation atao aminy 🧲 🎯
⚠️ Mila fotsiny enao manaraka tsara ny torolalana
Bonne pratique ary de Bonne Manifestation daholo ❤️

Tianao hisy vokany ity programme ity?
✅ Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro
✅ Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK
✅ Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao
✅ Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava
✅ Je suis un aimant à succès 🧲🎯 (ataovy mantra anao isanandro)
Je suis un aimant à succès 🧲 🎯
M o o n l i g h t
✍️ Tiavina Léonard RAZAFINDRAINIBE