Contenu du cours
Activation Magnétique et Manifestation Puissante
Dans cette section, vous découvrirez comment activer pleinement votre énergie magnétique, clarifier vos objectifs et utiliser des techniques avancées pour manifester vos désirs avec puissance et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 2.0 🧲🎯 ( 10 jours )
Ndao amin’izay ary karohina ireo blocages any anatinao any mahatonga ny zavatra atao tsy mety mandroso
⏳ Mila fotoana be ny exercice atao anatin’ity ka mila fifantohana tsara fa tsy ataorao fahatany. Miankina be @io ny dingana manaraka hiaranan-tsika rahampitso.
Misy terme tsy ho azonao indray mandeha mihaino ao ka averimbereno ity lesona ity, averimbereno koa ny lesona taloha sy ny mbola hoavy rehetra.
🔗 Ao amin’ny « Exercice files » no hangalanao ilay Fiche Auto-évaluation – PARADIGM SHIFT PROGRAM 

Tianao hisy vokany ity programme ity?
✅ Avereno im-betsaka daholo ny lesona voaray isanandro
✅ Ataovy pratique (consciente) ny lesona voaray de Ampiasao tsara ilay WORKBOOK
✅ Mandraisa note au maximum de avereno vakiana ny note noraisinao
✅ Mametraha fanontaniana raha misy tsy mazava
✅ Je suis un aimant à succès 🧲🎯 (ataovy mantra anao isanandro)
Je suis un aimant à succès 🧲 🎯
M o o n l i g h t
✍️ Tiavina Léonard RAZAFINDRAINIBE
Fichiers de l’exercice
PSP – Auto-évaluation.pdf
Taille: 895,18 Ko