Ireto avy no hohitanao anatin’ityv lesona voalohany ity :

Ny dikany sy fomba fiasan’ny amparahatoka

Ny fiantraikan’ny programme mental anaty AMPARAHATOKA eo @fiainan’ny tsirairay

Ny teboka 4 mamolavola sy mamaritra ny programme mental ao anatin’ny AMPARAHATOKA

Ny Hevi-diso voizin’ny olona rehefa tsy fatany ny herin’ny AMPARAHATOKA eo @fiainany sy ny fahazarany.

Consignes :

Aza adino ny Cahier sy Stylos

Mampiasà écouteur raha azo atao

Mila tony sy @toerana milamina tsara ianao rehefa manaraka lesona

Averimbereno enoina foana ny lesona (azavaiko ny hery sy fiantraikan’izay anaty subconscient @lesona hoavy)