Fanazavana fanampiny ankoatran’ilay voalaza anaty vidéo 

Raha te hiala @fahazarana teo aloha na te hahazo zavatra vaovao enao de mila mamboly fahazarana vaovao satria raha tsy manova fomba fiasa enao fa manohy ny fahazarana taloha kanefa manantena vokatra vaovao dia ho lany eo fotsiny ny fotoananao.
« Un paradigme est un programme mental qui détient presque le contrôle de nos comportements habituels. »
« Je suis un aimant à succès » Soraty isaky ny avy mandray lesona @cahier ianareo, avereno tenenina matetika toy ny MANTRA.
« Je suis un aimant à succès »
Mirary FAHAZAVANA ho anao – Moonlight 🌕