Contenu du cours
Le Subconscient ( Amparahatoka )
Découvrez le pouvoir caché de votre esprit. Apprenez à identifier et reprogrammer vos croyances limitantes pour aligner votre subconscient avec vos objectifs et transformer votre réalité
0/7
La loi de l’attraction
Découvrez comment aligner vos pensées, émotions et actions pour attirer dans votre vie ce que vous désirez profondément. Grâce à des techniques pratiques et une compréhension des principes fondamentaux, vous apprendrez à élever vos vibrations et à manifester vos rêves avec clarté et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 🧲🎯 ( 10 jours )
Miditra anaty technique fanaovana reprogrammation amin’izay isika eto mialohan’ny hidirana anaty resaka Loi de l’attraction.

Hojeren-tsika ao ny : 

🧲Croyances limitantes
🧲Karazana fomba hanaovana reprogrammation ny subconscient
🧲PRAXIS
Anisany fomba iray koa ny FANAVAOZANA ny olona manodidina anao, izay olona manana vina mitovy aminao iarahana, izay olona efa manana na nahavita ilay zavatra tianao ho vita hatrizay. (Tsy voalazako tao ity)
Hialana tsiny @ilay feo somary voan’ny sery fa efa natomboka ity ka tsimaintsy tohizana.

🔑Consignes :
🧲Aza adino ny Cahier sy Stylos
🧲Mampiasà écouteur raha azo atao
🧲Mila tony sy @toerana milamina tsara ianao rehefa manaraka lesona
🧲Averimbereno enoina foana ny lesona
« Je suis un aimant à succès » Soraty isaky ny avy mandray lesona @cahier ianareo, avereno tenenina matetika toy ny MANTRA.
« Je suis un aimant à succès »

Mirary FAHAZAVANA ho anao – Moonlight 🌕