Contenu du cours
Le Subconscient ( Amparahatoka )
Découvrez le pouvoir caché de votre esprit. Apprenez à identifier et reprogrammer vos croyances limitantes pour aligner votre subconscient avec vos objectifs et transformer votre réalité
0/7
La loi de l’attraction
Découvrez comment aligner vos pensées, émotions et actions pour attirer dans votre vie ce que vous désirez profondément. Grâce à des techniques pratiques et une compréhension des principes fondamentaux, vous apprendrez à élever vos vibrations et à manifester vos rêves avec clarté et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 🧲🎯 ( 10 jours )
Ireto avy no hohitanao anatin’ityv lesona voalohany ity :
🧲
Ny dikany sy fomba fiasan’ny amparahatoka
🧲Ny fiantraikan’ny programme mental anaty AMPARAHATOKA eo @fiainan’ny tsirairay
🧲Ny teboka 4 mamolavola sy mamaritra ny programme mental ao anatin’ny AMPARAHATOKA
🧲Ny Hevi-diso voizin’ny olona rehefa tsy fatany ny herin’ny AMPARAHATOKA eo @fiainany sy ny fahazarany.

🔑Consignes :
🧲Aza adino ny Cahier sy Stylos
🧲Mampiasà écouteur raha azo atao
🧲Mila tony sy @toerana milamina tsara ianao rehefa manaraka lesona
🧲Averimbereno enoina foana ny lesona (azavaiko ny hery sy fiantraikan’izay anaty subconscient @lesona hoavy)
« Je suis un aimant à succès » Soraty isaky ny avy mandray lesona @cahier ianareo, avereno tenenina matetika toy ny MANTRA.

Mirary FAHAZAVANA ho anao – Moonlight 🌕