Contenu du cours
Le Subconscient ( Amparahatoka )
Découvrez le pouvoir caché de votre esprit. Apprenez à identifier et reprogrammer vos croyances limitantes pour aligner votre subconscient avec vos objectifs et transformer votre réalité
0/7
La loi de l’attraction
Découvrez comment aligner vos pensées, émotions et actions pour attirer dans votre vie ce que vous désirez profondément. Grâce à des techniques pratiques et une compréhension des principes fondamentaux, vous apprendrez à élever vos vibrations et à manifester vos rêves avec clarté et intention.
0/3
SUCCESS MAGNET 🧲🎯 ( 10 jours )
Fanazavana fanampiny ankoatran’ilay voalaza anaty vidéo 👇👇
🧲 QUAND TU CHANGERAS TON PARADIGME, TU CHANGERAS TA VIE
Raha te hiala @fahazarana teo aloha na te hahazo zavatra vaovao enao de mila mamboly fahazarana vaovao satria raha tsy manova fomba fiasa enao fa manohy ny fahazarana taloha kanefa manantena vokatra vaovao dia ho lany eo fotsiny ny fotoananao.
🧲Inona ary ny atao hoe PARADIGME raha omena famaritana?
« Un paradigme est un programme mental qui détient presque le contrôle de nos comportements habituels. »
🔥Izany hoe zavatra iray naverimberinao matetika izay novolenao tao an-tsainao ka izy no mamaritra ny toetranao sy ny fahazaranao isanandro ary ny « fihetsika sy toetran’ny olombelona dia miainga @ fahazarana avokoa ny ankamaroany », ny dikan’izany dia « tsy isika no tena mitondra ny fiainan-tsika sy ny zavatra ataontsika rehetra fa ny PARADIGME »

🔥RAHA TSY MIOVA NY PARADIGME DIA TSY MIOVA KOA NY VOKATRA/TOETRA/FAHAZARANA izay hananan’ny olona iray na firy taona na firy taona aty aoriana aza. Na hanao izay farany herinao aza ianao mba hahazoanao ilay tanjonao dia tsy ho vita io satria ny paradigme anao no mitondra ny vokatra rehetra azonao.

🔑Consignes :
🧲Aza adino ny Cahier sy Stylos
🧲Mampiasà écouteur raha azo atao
🧲Mila tony sy @toerana milamina tsara ianao rehefa manaraka lesona
🧲Averimbereno enoina foana ny lesona
« Je suis un aimant à succès » Soraty isaky ny avy mandray lesona @cahier ianareo, avereno tenenina matetika toy ny MANTRA.
« Je suis un aimant à succès »

Mirary FAHAZAVANA ho anao – Moonlight 🌕