Ndao amin’izay ary hiresaka mahakasika ny Loi de l’attraction. Mbola fondamentaux hatrany no arahanao anatin’ity programme ity kanefa misy informations maro be tena ilainao fantarina hahafahanao miditra tsikelikely anatin’ilay tontolo.
Tonga dia azonao jerena ato ny vidéo lesona manaraka :
Tonga dia azonao jerena ato ny vidéo lesona manaraka :
Ireto avy no hojerena anatin’ity lesona ity.![]()
Famaritana, Fanoharana, natao hoan’ny rehetra ve ny Loi de l’attraction?
« Je suis un aimant à succès » Soraty isaky ny avy mandray lesona @cahier ianareo, avereno tenenina matetika toy ny MANTRA.
« Je suis un aimant à succès »
Mirary FAHAZAVANA ho anao – Moonlight 🌕