Miditra lalina kokoa isika amin’ilay resaka Loi de l’attraction mba hampazava kokoa azy.
Ato no hahafahanao manaraka ilay vidéo hoan’ity lesona manaraka ity :
Fampianarana manan-danja be ity amin’ireo rehetra efa nozaraiko hatrizay :
Tsimaintsy mifarana amin’ity Fizarana farany ity ny Fampianarako ato fa vita ny Mission’ako nampita taminareo ny fahalalana avy amiko mahakasika ny SUBCONSCIENT sy ny LOI DE L’ATTRACTION 
Tehirizo dia averimbereno raha fantatrao fa manan-danja aminao. Raha te hisaotra ahy ianao dia ny fizaranao an’ireo fampianarana nomeko ireo hoan’izay olona itanao fa mila azy no mariky ny Fisaorana Ankasitrahiko indrindra. Azonao atao mitsidika ny site izy na ny pejy Moonlight.
𝕍𝕀𝕋𝔸𝕂𝕆 ℕ𝕐 𝕄𝕀𝕊𝕊𝕀𝕆ℕ’𝔸𝕂𝕆, 𝔾ℝ𝔸𝕋𝕀𝕋𝕌𝔻𝔼 
𝙈𝙞𝙧𝙖𝙧𝙮 𝙨𝙤𝙖, 𝙈𝙖𝙝𝙤𝙢𝙗𝙞𝙖𝙯𝙖, 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙯𝙤𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙞𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙙𝙞𝙖𝙫𝙞𝙣𝙖 
« Je suis un aimant à succès »
Mirary FAHAZAVANA ho anao – Moonlight 🌕