Tsy lesona tao anaty programme izy ity kanefa tena ilaina be ny mahafantatra azy ka zaraiko ho anareo eto hatrany mba hanampy anareo amin’ny fanamafisana ny fahalalana mahakasika ny Loi de l’attraction sy hampahomby ny pratique.
Anaty natiora moa no nanaovako ny enregistrement ka mety hisy feom-boron-kely sns…
Ireo zavatra tena manan-danja no noezahako nazavaina anaty 14 minitra eoeo.
Mihainoa finaritra 
Mifarana hatreo ny programme antsika ka raha mbola te hiditra lalina be ianao amin’ilay resaka Subconscient sy resaka Loi de l’attraction dia mbola miresaka an’ireo hatrany ny programme payant hafa hitanao rehetra ato : Programmes plus avancés
#SUCCESS_MAGNET
#FAHAZAVANA
Mirary FAHAZAVANA ho anao – Moonlight 🌕